Horonan-tsary

Ny Mpaminanin’Ny Taonjato Faha-Roapolo, izay azo sary miloko, dia mitondra anao ao an-tranon-dRahalahy Branham ho an’ny fihaonana manokana tamin’ny 1953.

Ny Asam-pitoriana Tao Chicago dia azo sary tao Chicago, Illinois tamin’ny Aogositra, 1953.

Ny Lalina Miantso ny Lalina dia azo sary tao amin’ny Constitution Hall tao Washington, D.C. tamin’ny Jona 1954.