Fitaovana


Manana toriteny mihoatra ny 1,200 izahay vonona ho raisina amin’ny endrika feo sy soratra. Miaraka amin’ny teny Anglisy tany am-piandohana, dia nahadika toriteny amin’ny fiteny mihoatra ny 70 izahay

FAMPIDIRANA TORITENY

Manana birao iraisam-pirenena 50 izahay ary foibem-pizarana an-jatony manerana an’izao tontolo izao. Fenoy ny taratasy etsy ambany raha tsy afaka mandray an’ireo toriteny ianao azafady. Na izahay hanondro aminao ny foibem-pizarana akaiky anao indrindra na handefa aminao mivantana ny fitaovana.


 
Taratasy Fangatahana Fitaovana
 


*Toerana Angatahana