Ireo Katolika dia mino fa Andriamanitra dia hitsara an’izao tontolo izao araka ny foto-pampiaran’ny fiangonany. Raha hitsara an’izao tontolo izao amin’ny alàlan’ny fiangonana Katolika Andriamanitra, dia ahoana ny amin’ireo Batista? Very ve izy ireo? Ahoana ny amin’ireo Hindous sy Silamo? Iza no itokianareo amin’ny Famonjenareo Mandrakizay? Ny fiangonanareo ve?