Marka 16:16

Izay mino sy hatao batisa no ho vonjena; fa izay tsy mino no hohelohina.


Asa 2:38

Dia hoy i Petera tamin’izy ireo, Mibebaha, ary aoka ianareo rehetra samy hatao batisa amin’ny anaran’i Jesosy Kristy ho famelàna ny heloka, ary ianareo handray ny fanomezan’ny Fanahy Masina.